Teny iditra | 1 tsy hita noanoa |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza fahalavirana na halalinana sarotra faritana; be dia be, lavitra dia lavitra, lalina dia lalina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [tsy hita, not seen.] very deep. 5 [1.7] bottomless (of a chasm) |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] sans fond, très profond |
Ohatra |
7 [2.895] Teti-karena tsy hita noanoa no voababony. 8 [4.27] tsy hita noanoa ny fahavoazana tao an-tanàna; 9 [2.472] Mampihena tsy hita noanoa ny fandaniana noho ny karaman' ny mpiasa izany. |
Singan-teny | 10 tsy hita, noanoa |
Tovy hevitra | 11 tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita pesipesenina, tsy hita velively, tsy hita zambazamba |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |